Ny ilain’i Jehovah aminao

16 mai 202115 h 29 min

Misaotra an’Andriamanitra lehibe fa mbola hafaka mizara eto na dia ao aza ny zavatra mifamahofao maro samy hafa eto amin’ity zao tontolo izao ity. Tsara ny Tompo fa mbola manana teny hozaraina amin-tsika Izy androany. Mba mangetaheta fankasitrahana avy amin’Andriamanitra ve ianao? Mba mangetaheta ny hahazo valim-bavaka ve ianao. Toriteny fohy hatakaranao ny amin’ny zavatra ilain’ny Tompo aminao. Teny nozarain’i Fr Hezekia