Ny asan’ny Fanahy Masina

23 mai 202110 h 44 min

Miarahaba ny tokatrano tsirairay izay manaraka ny fandaharana eto  » Tratry ny Pentecôte ». Ny Fanahy Masina anie hamangy ny tokatranonao androany. Hitondra fahazavana ao amin’ny tokatranonao na ara-nofo izany na ara-panahy. Ho anao izay efa mino fa Jesosy Kristy no zanak’Andriamanitra dia efa nandray ny tombo-kasén’ny Fanahy Masina. Fa eo amin’ny asa dia mila feno ny Fanahy Masina. teny nentin’i Fr Rivo