Mbola miasa Jesosy

30 mai 202115 h 31 min

Mbola famindram-pon’Andriamanitra lehibe no mbola afahantsika mifampizara eto indray androany. Mihazakazaka ny andro sy ny fotoana. Kanefa Jesosy mbola tian-tsika hatrany ary manome fotoana hahenoan-tsika ny asany. Fijorona vavolombelona hampandroso antsika amin’ny asan’Andriamanitra no ho zaraina androany. Jesosy anie hikasika ny fon-tsika tsirairay avy. Fr Richard