Ireny madinika ireny

9 mai 202115 h 48 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy indray androany. Misaotra an’i Jesosy fa mbola eo ianao. Fotoana fandinihan-tena tokoa izao, betsaka ny asa efa nataon-tsika teo amin’ny asan’Andriamanitra. Efa ampy ve ‘zay? Mbola misy tsy vita ve? Aoka isika hanetri-tena eo anatrehan’Andriamanitra dia handini-tena raha mbola misy zavatra tsy vitantsika eo amin’ny asan’Tompo. Mba tsy ho sakana handova-tsika ny lanitra anie izany. teny nentin’i rahalahy Rivo