Fanahy iray Jesosy!

2 mai 202116 h 01 min

Misaotra an’i Jesosy fa mbola hafaka mizara aminao eto indray androany. Betsaka ny efa lasa fa izaho sy ianao mbola nomen’Andriamanitra famindram-po indray androany. Ny teny zaraina androany dia ny hoe  » Hitondra fanahy na dia iray monja aza eo anatrehan’Andriamanitra amin’ny fotoana izay hialantsika ety ambon’ny tany ». Ny hetahetanao hivavaka na hitarika fanahy very iray ho voavonjy dia voninahitra ho an’i Jesosy ilay naniraka an-tsika sady ihany koa hitahiry sy hampitombo ny ara-panahinao ihany koa. Teny nentin’i rahalahy Ezekia