Ny ho mpianatrao Jesosy

21 mars 202116 h 02 min

Jesosy anie hamangy ny tokatranonao indray androany. Manasa anao indray androany hanaraka ny teny zaraina fa manana anjara ato hianao. Tohin’ny toriteny tamin’ny tapa-bolana no entina eto indray amin’ity anio ity dia ny aminy hoe  » Ho mpianatra « . Misy tombotsoa lehibe ho antsika ny fahalalan-tsika lalindalina kokoa ny aminy hoe mpianatra. Tsy hoe mpanaradia an’i Jesosy fotsiny fa solotenan’i Jesosy eto amin’izao tany fandalovana izao. hazava aminao bebe kokoa ny teny raha manaraka ny toriteny hianao androany. teny nentin’i rahalahy Ezekia