Ny herin’ny fananganana

4 avril 202115 h 07 min

Nitsanagana Jesosy. Vaovao mahafaly ho ahy sy ho anao izany. Hamangy ny tokatranonao anie ny herin’ny fitsanganan’i Jesosy Kristy androany. Tsy diso anjara ianao ry havana malala izay mpanaraka ny toriteny zaraina eto. Tonga hitondra famonjena ho anao Jesosy, ho anao izay nampahorina sy mbola ao anatin’ny fatotra. Jereo Jesosy ilay manana ny herin’ny fananganana fa izy no hanome aina vao anao. toriteny nentin’i fr Ezekia