Ny fitondran’Andriamanitra

29 septembre 201918 h 58 min
gods-way-sign Jesosy Kristy Tompo no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay. Raha mbola nomeny fotoana hanarahana ity toriteny zaraina eto ity ianao dia fahasoavana be dia be avy aminy ho anao izany satria manana teny ambara aminao indray ny Tompo androany. Mety betsaka no hametrahanao fanotaniana ny amin’ny zavatra mitranga eo amin’ny fiainanao. Toa mitondra amim-bavaka ihany kanefa tsy araka izay heverinao sy andrasanao no mitranga. Mety miteny ianao hoe kely finoana ve aho? Meteza hiaino kely ity teny fampaherezana ity. teny netin’i rahalahy Rivo