Ny sakana ara-panahy

22 septembre 201919 h 22 min
obstacleMisaotra an’Andriamanitra nanomezany tombon’andro antsika indray tamin’ity andro ity. Jesosy anie hamangy ny tokatrano mamangy ny tenin’Andriamanitra androany. Manana teny hambara ho anao indray Jesosy. ny teny zaraina androany dia ny amin’ny sakana eo amin’ny fianantsika, sakana izay manohana ny fiainam-panahintsika tsy androso. Betsaka ny sakana mety ho hita eo amin’ny fiainan-tsika mba handresena izany dia te-hampahery anao indray ny tenin’Andriamanitra androany. teny netin’i rahalahy Ezekia