Jesosy nisolo antsika

6 octobre 201919 h 24 min

Wonderful-CrossJesosy anie homba anao indray androany. Tia ahy, tia anao Izy satria mbola nomeny teny ho fampianarana indray androany. Ny teny zaraina androany dia ny asa nataon’i Jesosy Kristy teo ambonin’ny hazo-fijaliana izay nisolo ny heloki-tsika mba ho fampiahavanana amin’ny olona sy Andriamanitra. Satria raha nanota i Adama sy Eva dia voahozona isika ilay natao ho endrik’Andriamanitra. Fa noho ny fanavotana nataon’i Jesosy Kristy no nahazahoan-tsika ny fiainana mandrakizay. teny netin’i Fr Hezekia