Andriamanitra dia manavao

13 octobre 201919 h 20 min

shutterstock_679178452-1024x899Jesosy anie hitahy antsika tsirairay avy indray amin’ity andro androany ity. Tena hitan’Andriamanitra ny hetahetam-ponao miandry ny tari-dàlana avy amin’Andriamanitra. Tsy ho diso anjara ianao androany. Ny teny androany dia ny hoe manomana zava-baovao ho anao Andriamanitra raha mino ianao. Izay mbola tsy hitan’ny mason’ny olona na izay efa ren’ny sofin’ny olona no efa nomaniny ho ahy sy ho anao. Tsy hijanona intsony eo amin’io toerana misy anao amin’izao io fa làlana vaovao, fitarihana vaovao. Raha mino an’izany ianao dia manaova Amen! teny nozarain’i rahalahy Naivo