Ny fanjakan’ny lanitra

30 novembre 202517 h 12 min

Ny jiosa dia mihevitra fa ny Mesia dia tonga hanangana fanjakana eto an-tany ary izay no nandavan’ny Jiosy an’i Jesosy satria Jesosy tsy tonga hanjaka eto an-tany fa ny fanjakany dia any an-danitra. Io fanjakan’ny lanitra io ihany koa dia napetrak’Andriamanitra sahady ao anatin’izay manaiky hanjakany. Mangetaheta ny hitoeran’ny fanjakan’ny lanitra ve ianao? Teny nentin’i Pastera Hezekia