Ny didy folo sa?

1 décembre 20202 h 08 min

Jesosy anie hitahy ny tokatrano tsirairay avy. Matoa mbola mahazo teny zaraina inao androany dia tia ahy sy ianao Jesosy. Mahavery hevitra ny olona matetika ny momban’ny lalana ao amin’ny baiboly. Ny lalan’ny testamenta taloha ve sa inona no arahana indrindra amin’izao vanimpotoana hiainantsika izao. ny lalàna nentin’i Jesosy dia nilaza manao hoe Tiava an’i Jehovah Andriamanitrao ary tiava ny namanao tahaka ny tenanao. Raha mahatanteraka ireo isika dia tsy ilaina ny lalàna. Teny nentin’i rahalahy Rivo