Nohon’ny fahasoavany

12 juin 202217 h 25 min

Miderà an’i Jehovah fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony. Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho aminao indray androany. Mety teny efa mahazatra anao izany teny izany kanefa androany dia ampianatra antsika indray ny tenin’Andriamanitra ny amin’ny fahasoavan’Andriamanitra. Izay manova zavatra betsaka eo amin’ny fiainan-tsika. Efa tena tsapanao marina ve zany hoe fahasoavan’Andriamanitra izany? raha mbola te handalina ianao dia manasa anao indray izaho androany hanaraka ny teny zaraina. nentin’i Fr Hezekia