Mila vokatra isika

30 mai 20225 h 48 min

Jesosy anie hitahy ny tokatrano tsirairay avy. Mbola mitahiry antsika Jesosy matoa isika mbola tratra izao andro zao indray dia mbola tiany isika hitombo hatrany amin’ny fianam-panahitsika. Manasa antsika indray ny tenin’Andriamanitra hitombo amin’ny ara-mpanahy amin’ny alalan’ny vavaka sy fifadian-kanina. Fa ao anatin’izany no hahataterahan’ny teny fikasana omen’Andriamanitra eo amin’ny fiainanao. teny nentin’i Pastera Azalia