Jesosy ao anatinao

22 mai 202216 h 32 min

Misaotran’ny Tompo isika fa mbola nomeny tombin’andro, hafaka mifampahery eto indray androany. Na dia mety misy aza ny tsy fahafahanao nanatrika fivoriana dia tsy diso anjara ianao. Ny teny zaraina androany dia ny hoe Jesosy kristy ao anatinao. Ka na inona na inona angatahinao amin’ny alalan’i Jesosy Kristy amin’ny Ray dia hataony izany. Tsy misy fetra ny herin’Andriamanitra. Mety mandalo zavatra sarotra ianao amin’izao fotoana izao. Mangatà dia omena ianao. Teny nentin’i Pastera Azalia