Na hihemotra na handroso

21 janvier 201819 h 37 min

180442738Misaotra an’Andriamanitra mandrakariva isika noho ny famindram-pony. Nalefany ny teniny hanasitrana ahy sy anao. Ny hafatra androany dia hoe tsy naman’izay mihemotra ho amin’ny fahaverezana fa mandroso ho amin’ny famonjena ny fanahy. Mba mangetaheta an’izany ve ianao? Ny zavatra tsapa dia toa vohasakan’ny nofon-tsika isika na dia te handroso aza. Ny safidy anefa dia anao ihany fa ny an’Andriamanitra dia hoe  » Raha mihemotra dia tsy sitraky ny fanahiko » teny netin’ny mpanompony rahalahy Naivo.