Mpaminany sandoka

8 juillet 20245 h 21 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amiko sy ho aminao hatrany. Tsy foana tsy akory ny fikelezan-tsika aina any an-danitra satria miahy ny fanahinao ianao ary tsy ataon’Andriamanitra ho zavatra kely izany. Indrindra amin’izao vani-mpotoana hivoahan’ny mpampianatra, mpaminany, rahalahy sy anabavy sandoka izao. Tsy ho amin-tsika anie izany ary raha misy ao anatin’izany isika dia mbola manana fotoana isika hitodihana indray amin’ny fahamarinana. Teny nentin’i Pastera Hezekia