Iza moa ianao?
30 juin 202416 h 22 min
Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin-tsika tsirairay avy. Mbola fahasoavana lehibe no afahantsika tsirairay indray mandre ny hafatra avy amin’Andriamanitra androany. Ny teny zaraina androany dia ny hoe » Iza moa ianao « . Mety ho fatatrao ve hoe iza marina ianao indrindra eo amin’ny ara-panahy? Ny azo lazaina dia ny hoe izay mameno ny fonao no mitondra ny maha izy anao. Teny nentin’i Pastera Naivo