Moa ahita finoana va Jesosy?

2 juillet 202316 h 38 min

Ny fahasoavan’ny Tompo ho amin’tsika tsirairay avy. Tsy foana ny fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo. Ao ny mety ho tsy fahafahana amin’ny fanatrehana mivantana ny fivoriana kanefa mino aho fa hafaka miasa mahery eo amin’ny fiainanao Jesosy androany. Moa ahita finoana eo amiko sy aminao Jesosy rehefa hiverina indray? Rasin’ny zavatra maro eto amin’ity zao tontolo izao ity ny finoanan’ny maro ka manjary tafalatsaka ao anatin’ny olana sy ny aretina tsy mety sitrana na dia efa nanome ny fiainany ho an’i Jesosy aza. Hanokatra ny sainao indray Jesosy androany. teny nentin’i Frere Richard.