Matotra tsara!

9 juillet 202316 h 48 min

Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin’ny tokatrano tsirairay avy hatrany. Efa vonona ve ianao raha hifarana izao dihantsika izao? Ny zavatra azo hinoana ry namana dia ny hoe tsy mila maharitra isika na ho ela na ho aingana ny fihavian’i Jesosy. Ao anatin’ny fiandrasana no ilaintsika fahamatorana tsara indrindra manoloana ny fakam-panahy maro samy hafa. Ratsy izao fiainana izao raha ny zavatra hitatsika eny amin’ny filazam-baovao maro samy hafa eny. Mila mivonona isika. teny nentin’i Fr Naivo