Miambena fa tsy fatatra ny andro

25 juin 202316 h 39 min

Mirary ny fahasoavan’ny Tompo hatrany. Tsara ny mizara mandrakariva fa mila miambina isika. Betsaka ny zavatra zay mbola mety mahavariana ety amin’ity zao tontolo izao ity. Betsaka no lasa variana amin’ny zavatra hafa indray. Atomotra ny andro ry havana malala. Izay maharitra hatramin’ny farany ihany no hovonjena. Raha tsy miambina izaho sy ianao dia ho mora ho an’ny fahavalo ny anodina ny famonjena izay efa nanavotana antsika. teny nentin’i Pastera Hezekia