Manajà ny rainao sy ny reninao

18 juin 202316 h 02 min

Miarahaba ny tokatrano tsirairay avy dia miarahaba ny raim-pianakaviana koa nahatratra ny fankalazana ny fetin’ny ray androany. Raha araka ny Soratra Masina dia manana andraikitra lehibe ny raim-pianakaviana eo amin’ny fitondrana ny ankohonany na eo amin’ny vady na eo amin’ny zanaka. Ny raim-pianakaviana no modelin’ny zanaka ary endriky ny ho avin’ny ankizy any aoriana. Teny nentin’i Pastera Hezekia