Mitafy an’i Jesosy

23 août 202017 h 10 min

Misaotra an’i Jesosy isika androany fa nomeny fampianarana vaovao indray. Vaovao isan’andro ny famindram-pony. Mangetaheta ve ny fanahinao? Izay mangetaheta sy ny noana ny tenin’ny fahamarinana dia ho vokisana. Ny teny androany dia ny hoe mitafy an’i Jesosy amin’ny fiainanao rehetra. Ho feno fiadanana sy fitsaharana ny fiainanao raha feno an’i Jesosy ny tontolo andronao. Ary tsy ho diso anjara amin’izany ianao raha mangetaheta izany. Manasa anao indray hanaraka ny teny zaraina nentin’i rahalahy Emile