Mianatra manisa

16 août 202017 h 01 min

Tsara sady mpanao ny tsara ny Tompo. Jesosy anie hamangy ny tokatrano indray amin’ity androany ity. Tena manana anjara ao aminy ianao androany.
Mety ho gaga ianao hoe: mianatra manisa? Eny, davida raha nivavaka dia nangataka tamin’Andriamanitra hoe mampianara anay hanisa ny andronay hahazoanay ho hendry [Sal 90:12].
Mandalo izao fiainana izao ry havana. Mandalo toy ny aloka. Vetivety dia hitanao dia vetivety dia lasa indray. Tahaka izany ihany koa ity nofontsika ity. Kanefa ho aiza ny fanahy? teny nentin’i rahalahy Naivo