Manahaka an’i Jesosy

9 août 202018 h 09 min

Jesosy hitahy anao hatrany ry mpihaino mahatoky. Ao anatin’ny toe-javatra sarotra izao tontolo izao amin’izao fotoana izao. Aiza ny toerana misy anao eo amin’ny ara-panahy? Raha olona no arahintsika dia mety ho diso lalana ihany isika. Mety ho diso fanantenana. Jesosy dia nilaza fa Izy no làlana sy fahamarinana ary fiainana, tsy misy makany amin’ny Ray afatsy amin’ny alalany irery ihany. Jesosy no ho tahafintsika ry havana malala. Handao hanahaka an’i Jesosy. teny nentin’i rahalahy Hezekia