Io fonao io !

2 août 202018 h 08 min

Jesosy anie hitahy anao indray amin’ity androany ity. Tsy kisendrasendra no hahenonao izao teny zaraina izao fa manana teny ambara aminao Jesosy. Zavatra anisan’ny sarobidy indrindra ny fo. Ao no hivoahan’ny zavatra rehetra, ny fitiavana, ny fankahalana, ny teny soa, eny fa na ny teny ratsy tsy mahasoa aza sy zavatra maro hafa rehetra. Ny tenin’Andriamanitra dia te hanaitra an-tsika androany mba hitandreman-tsika ny fontsika. teny nentin’i rahalahy Naivo