Fantatrao ve Jesosy?

26 juillet 202016 h 48 min

Tsara ny Tompo sady mpanao ny tsara, manome fotoana indray ho antsika mba hitombo hatrany amin’ny fahalalana ny fahamarinana. Raha mety ianao dia hanokatra ny fo sy ny fanahinao Andriamanitra mba ahalalanao ny fiarahana ammin’i Jesosy. Betsaka no mety ho diso fijery ny amin’ny izany atao hoe fanarahana ny Tompo izany. Hanazava ny fonao anie Jesosy androany. Teny nentin’i rahalahy Ezekia