Misy Andriamanitra

1 septembre 201918 h 41 min

blogrexistenceJesosy anie hitahy ny tokatrano izay mamangy izao teny zaraina eto izao androany. Misy ve Andriamanitra? Tsy vaovao aminao intsony izany anarana hoe Andriamanitra izany. Kanefa fantatrao ve fa tena misy Izy? ary afaka mampiseho ny fisiany eo amin’ny fiainanao? Fijoroana vavolombelona amin’ny endrika fitorian-teny no ho zaraina aminao androany mba hahalalanao ny fisian’Andriamanitra sy ny manodidina azy. Manasa anao ary hanaraka izany. fijoroana vavolombelona nataon’i Soeur Lea.