Mitombo ara-mpanahy

25 août 201918 h 56 min

growingNy fahasoavan’ny Tompo anie ho amin’ny tokatrano tsirairay avy. Tena mbola vonona Jesosy hanome sakafom-panahy ho an-tsika androany. Ny teny zaraina androany dia ny amin’ny fitombohana aram-panahy. Mety teny efa henonao matetika izany teny izany, kanefa matoa mbola miverina ny teny dia te-hanaitra an-tsika Jesosy fa mila mitombo isika. Andro farany izao, manahoana ny hetahetantsika tsirairay ny amin’ny fandrosoana aram-panahy. Tsy hijanona amin’ny rononom-panahy foana fa hazoto hihina vetikanina amin’izay. teny nozarain’i rahalahy Ezekia