Fitiavana voalohany

8 septembre 201919 h 11 min

firstlove-CroppedTsara Jesosy, tsy lany hamamiana ny tenin’Andriamanitra. Izay noana dia no hovokisana. Manana teny ambara amiko sy aminao Jesosy androany. Mety niandry nandritran’ny herin’andro ianao ny amin’ny tenin’Andriamanitra izay ho zaraina eto. Mino aho fa hanokatra indray ny masom-panahinao ny Tompo androany. teny nozarain’i rahalahy Naivo