Misaora an’i Jehovah ry fanahiko
22 décembre 20256 h 47 min
Akaiky ny faran’ny taona isika izao. Na inona na inona zavatra niainana tamin’ity taona 2025 ity dia tsy hafaka ny handa ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomeny antsika isika ry namana. Tsy tsara ve ny misaotra noho ny mimonomonona. Fanatitra anisan’ny tsara indrindra eo anatrehan’Andriamanitra ny fisaorana. Teny nentin’i Pastera Naivo
