Jesosy teraka ho antsika
14 décembre 202517 h 24 min
Mety efa taona mahazatra ny maro ny fankalazana ny nahaterahan’ny mpamonjy. Fa ny tsara ho tsarovana dia ny foto-kevitry ny fankalazana ny nahaterahan’ny Mpamonjy. Tsy nisy ny famonjena ho antsika raha tsy nanaiky hidina tety an-tany Jesosy. Mba tsy ho fety fihinana sy fisotroana fotsiny anie ny androny ny krismasy fa handinihantsika tena ny famonjena nataony teo amin’ny hazo-fijaliana. teny nantin’i Pastera Jaona
