Mila ny fomban’Andriamanitra ianao
29 décembre 202417 h 26 min

Miarahaba ny tsirairay avy isan-tokantrano indray amin’ity alahady faran’ny taona 2024 ity. Hametraka ny taona 2024 tsy ho ela isika raha mbola tsy tonga Jesosy ary handray ny taona vaovao indray. Mety betsaka ny zavatra nandalo teo amin’ny fiainanao tamin’ity taona ity kanefa manana planina tsara ho anao Andriamanitra dia mitondra fiadanana fa tsy loza. Apetrao amin’ny ny fikasanao fa Izy no handamina ny halehanao rehetra. Teny nentin’i Pastera Hezekia