Mila ny fanatrehanao aho

13 septembre 202022 h 33 min

Jesosy anie hamangy anao ry mpihaino malala. Tena tia anao Jesosy matoa mbola hafaka mahazo ny teny zaraina eto. Betsaka no efa nanakipy ny masony ary dia tsy nisy fitsaharana intsony ny fiainany. Sambatra ianao fa mbola mahazo anjara androany. Mila ny fanatrehan’Andriamanitra io fiainanao io. Mila ny fanatrehan’Andriamanitra io tebiteby sy tahotra tsy mitsahatra eo aminao io. Tsy fizaranao izany amin’ny manodidina anao ny vahaolana fa ny fanatrehan’Andriamanitra. Teny nentin’i rahalahy Ezekia