Mila manana tanjona ianao

7 janvier 201820 h 04 min

successDeraina Jesosy fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindrapony. Mandeha ny andro sy ny ora, fomban’ny olona tsirairay no mikasa teti-kasa na tanjona iray na maromaro isaky ny voalohan’ny taona toy izao. Ary tena tsara izany satry tsy ho hitanao ny faha-samihafan’ny taona lasa sy ny hoavy raha tsy mametraka tanjona ianao. Ny fikasana rehetra dia matetika mirona ho amin’ny fanavaozana na fanatsarana foana. Fanotanina kely hoe mba efa nisaina ny hametraka tanjona amin’ny fiainanao ara-panahy ve ianao? Toriteny netin’ny mpanompony rahalahy Hezeika