Mila anao izahay Fanahy Masina ô
1 juin 202516 h 28 min
Tsy ho diso anjara indray ianao andraony satria efa nanomana ny tsara indrindra ho anao Jesosy. Ny fanomezana tsara indrindra nomena antsika alohan’ny hialantsika eto ambon’ity tany fandalovana ity dia ny Fanahy Masina. Raha mangetaheta izany ianao dia omen’i Jesosy mamaimaimpoana ho anao izany. Ho hitanao fa ho lasa karazany hafa mintsy ny fiainanao. Teny nentin’i Pastera Naivo
