Aoka tsy ho voafitaka isika
18 mai 202516 h 34 min
Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amiko sy ho aminao. Mbola tsy samy eto aloha isika satria mbola tsy tonga Jesosy. Mifampahery ary mifanohana na amin’ny teny na amin’ny vavaka. Ny teny entina androany dia ny hoe aza mety ho voafitaky ny » distraction » isan’karazany isika. Fitaovana toa malefaka kanefa mahaomby izay ampisain’ny fahavalo hanafohanana ilay fahazavana ao anatintsika. Mila mifantoka isan’andro isika mba ho vohatahiry hatrain’ny farany. teny nentin’i Pastera Naivo
