Lehilahy tsara

15 juin 202516 h 03 min

Nyu fahasoavan’ny Tompo anie ho amin-tsika tsirairay avy ary miarahaba ny ray rehetra nomen’Andriamanitra tombon’andro tratry ny fetin’ny ray. Tsy handalo fotsiny ao amin’ny tokatranonao anie izao teny zaraina andriany izao. Hitso-drano sahady ny ray rehetra androany ny mba ho ray feno ny fahasoavana avy amin’Andriamanitra. ho lehilahy tahaka ny endrik’Andriamanitra. Araka izay tanjona napetrak’Andriamanitra tamin’ny andro namorona antsika. teny nentin’i Pastera Hezekia