Mihevitra anao Jesosy
12 janvier 202517 h 02 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amin-tsika tsirairay avy. Tsy manadino na mahafoy antsika Izy. Mety manadino ny zanany minono ny vehivavy fa Andriamanitra tsy manadino ny zanany. Tena tia antsika Jesosy ry avana. Eny, mety nisy fotoana ianao lavo ary mbola mety eo amim-piharenana aza. Tia anao Jesosy ary mbola mitsotra aminao ny tanany. Aza kivy fa manantona azy androany. Teny nentin’i Pastera Ezekia