Mihavàna amin’Andriamanitra ianao

9 août 202616 h 11 min

Mbola fotoana izao hanaovantsika fandinihantena indray ny amin’ny fihavananantsika amin’Andriamanitra. Ka rehefa ho avy ny fotoana izao hihaonanao amin’Andriamanitra dia hanana fiadanana ianao. Betsaka ny zavatra mety mbola tsy tanteraka kanefa ao anatin’izany tsy hamela anao irery Jesosy fa hanampy anao hanana fihavanana satria izay ny mission an’i Jesosy. Pastera Hezekia