Miambina
3 août 20265 h 44 min
Aza mihevitra ianao fa raha tsy miambina dia haharitra hatramin’ny farany. Tsy hamela antsika mora handova ny lanitra izany devoly fahavalo satria halany ny filazantsara, halany ny olona handova ny lanitra ka noho izany tsy maintsy miambina isika. Miaro ny fitafihana tsy ho voaloto ary mitafy ireo akanjom-panahy izay voalaza ao amin’ny bokin’ny Kolosiana 3:12 ireo. teny nentin’i Pastera Hezekia
