Ho aiza moa izahay Jesosy

26 juillet 202616 h 12 min

Fanotaniana tokony apetraka mandrakariva ny hoe  » Raha ho levona izao rehetra izao dia toem-panahy manao ahona no asehontsika eo anatreha,’Andriamanitra « . Tsy misy azontsika ametrahana ny fanantenatsika raha ny ara-nofo. fitaovana mandalo azo ampiasaina fotsiny ihany ireny fa mety ho levona, ety ho rava. Ny maharitra mandrakizay no aoka ho tadiavina. Pastera Naivo