Mifantoka amin’ny tombotsohako

18 décembre 202217 h 31 min

Jesosy anie hitahy manokana anao androany. Tena mangetaheta Andriamanitra ny mba hananatsika fanirina hahafantatra Azy bebe kokoa. Hisy fanavaozana lehibe ny fijerin-tsika ity fanompoana an’Andriamanitra ity. Ary tsy ho ela dia hahita vokatra isika satria mianatra miara-mandeha amin’ny Fanahy Masina isika. Aona ary no atao? teny nentin’i Fr Richard