Finoana mihorina sy mitombo

26 décembre 202212 h 03 min

Ny fahasoavan’ny Tompo ho amin’tsika mandrakariva. Miarahaba ny isan-tokatrano nahatratra ny fankalazana ny krismasy. Tsy ny daty no zava-dehibe fa ny hamelomana ny ao ampo-tsika mandrakariva fa velona sy miasa Jesosy. Mbola ao anatinao ve ny finoana fa velona Jesosy? Sarotra ho antsika iznay hoe manana finona matanjaka mandrakariva izany kanefa ilain-tsika ny finoana indrindra amin’izao andro farany izao. teny nentin’i Fr Hezekia