Miandry amin’ny faharetana
21 juillet 20256 h 39 min
Ny fahasoavan’ny Tompo anie ho amin’ny tokatrano mandray izao teny zaraina izao. Te hanaitra antsika mandrakariva Jesosy mba ho olona vonona mandrakariva isika amin’ny fotoana izay hialantsika ety ambonin’ny tany. satria izay no anton’ny fiaretantsika fahoriana, fakampanahy sy ady maro samy hafa izay lalovantsika. Ho famporisihana sy fampaherezana antsika indray ny teny zaraina eto androany. Past Naivo
