Mba ho mpankatoa
15 décembre 202417 h 31 min

Ny fahasoavan’ny Tompo hatrany anie ho amintsika tsirairay avy. HIfarana sahady ny taona 2024, dia matetika mipetraka ny fanotaniana maro izay indraindray sarotra valiana. Fa ny fanotaniana mipetraka androany dia ny hoe manahoana ny fankatoavantsika ny teny rehetra izay efa norenesintsika satria ao no vahaolana ho anao. Mba tsy hanome tsiny an’Andriamanitra anie isika satria adinotsika ny manatanteraka ny anjaratsika dia ny mankatoa. teny nentin’i Pastera Naivo