Masirasira

9 mars 20267 h 08 min

Teny matetika miverina eto ny fampianarana momban’ny toem-panahy araka an’Andriamanitra. fa anisany tsara ho tsarovantsika ihany koa ny toem-pontsika tsirairay avy. Io no anisan’ny fototra tsy maintsy hamboarina tsara mba hampaharitra ny fanompontsika an’Andriamanitra. Mba tsy ho ivelany ihany tohy ny an’ny fariseo. Tô manana endrika ivelany fa mpanompon’Andriamanitra, mpivavaka kanefa ny ao anaty maloto, misy fankahalana, avonavona sns. Izany no tokony alavirintsika. Ary mba angetahetantsika ny hiova. teny nentin’i Pastera Hezekia