Mandresy izao tontolo izao

24 juillet 202311 h 29 min

Jesosy anie hamangy ny tokatrano tsirairay avy. Tsy amin’ny hery na ny tanjaka ity lalan-danitra ity ry namana mpanaraka ny fandaharana fa mila ny Fanahy Masina isika. Raha ny amin’izao fiainana izao dia miazakazaka any amin’ny faham-potehana. Ady ny ety amin’ity zao tontolo izao ity. Ahona no hendresetsika? teny nentin’i Frere Hezekia