Mamindrà fo amiko

4 février 201819 h 25 min

health-matters-forgiveness (2)Misaotra anao mbola manaraka hatrany ny toriteny halefa eto. Manana teny vaovao hambara amin-tsika mandrakariva ny Tompo. Matoa ianao mbola hafaka mamaky ity sy mihaino ny toriteny halefa eto dia mbola nohon’ny famindrampon’Andriamanitra. Tsy nidaosin’ny fahafatesana tao anatin’ny tsy fahalalàna fa mbola nomeny tombon’andro hibebahana. izany no teny entin’ny mpanompony rahalahy Naivo androany